Teny iditra | kalo sisika | |
Singan-teny | kalo ; sisika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny angesongeson' ny mpihira manampy angolangola eny anelanelan' ny fitohizan' ny hira eny na eny afovoan' ny feon-kira [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |